|
|
|
|

Teny iditra1 vato misakana
Singan-teny  2vato, 3misakana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5sampona. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6obstacle. [1.13]
Ohatra  7 vatomisakana ny fandrosoana [2.285#]
8 vatomisakana ho amin' ny demokrasia : ronono antavy sy kolikoly [4.27#]
Tovy hevitra  9zava-misakana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12